<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>F.M. Davis</author>
<hymn_number>622</hymn_number>
<lyrics>[V1]
 Mba tantano, Raiko ô !
 Ny fanahin-janakao,
 Aoka re ny sandrinao
 No hiaro ahy izao ;
 Indro ! raiso,
 Tano aho, Tompo ô !
 Mba hanao ny sitrakao ;
 Sy hitoetra ao Aminao.

[V2]
 Ray malala Hianao,
 Sady tia ny zanakao ;
 Aoka re ny tavanao
 Hanazava ahy izao !
 Indro ! raiso, ..sns.

[V3]
 Na dia maizina aza atý,
 Dia matoky ano izao
 Fa Hianao dia mandao
 Izay miaraka Aminao :
 Indro ! raiso, ..sns.</lyrics>
<title>Mba tantano Raiko o! FFPM622</title>
</song>